|
|
|
|

Teny iditra1 didiko fe lehibe
Singan-teny  2didy, 3fe, 4lehy, 5be
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao.
8Teniko fe lehibe, didy boraingona. [1.1]
Tovy hevitra  9didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11